4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andriamanitra fanilo - Amboaram-Peo Fiderana Ekar Anosizato

Andriamanitro ô
Henoy re ny ventsoventsonay
Impiry izahay ry Tompo ô
No mamaly ny antsonao
Impiry izahay ry Tompo ô
No mamonjy ireo namanay

Koa ankehitriny aho ry Tompo
Manaiky ho irakao
Hitory ny Evanjely
Amin'izao tontolo izao

Koa mba tsinjovy
Sy tsilovy
Amy fanilonao

Partager andriamanitra fanilo

Commenter andriamanitra fanilo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboaram-Peo Fiderana Ekar Anosizato